-x-antambahoaka_rev_text_reg/12/11.txt

1 line
358 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-07 14:25:09 +00:00
\v 11 Iary zareo de nandresy avy taminny rànny Zanakondry mbanny teny fijoroaniary zareo vavolombelona, fa tsy nankamamy ny fiaignanany koa iary zareo ndre de ho faty aza. \v 12 Avy aminizany, mifalea, anareo ry lanitra, mbanny zegny mipetraka aminAzy ao. Feno havignirana izy, azonny fantany manko fa bitaka ny fotoana hanagnany.