\v 11 Iary zareo de nandresy avy tamin’ny ràn’ny Zanak’ondry mban’ny teny fijoroan’iary zareo vavolombelona, fa tsy nankamamy ny fiaignanany koa iary zareo ndre de ho faty aza. \v 12 Avy amin’izany, mifalea, anareo ry lanitra, mban’ny zegny mipetraka amin’Azy ao. Feno havignirana izy, azon’ny fantany manko fa bitaka ny fotoana hanagnany.