-x-antambahoaka_rev_text_reg/12/07.txt

1 line
457 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-07 14:25:09 +00:00
\v 7 De nisy ady tan-danitra tagny. Mickaela mbanny anjeliny de niady taminny dragona ; de ny dragona mbanny anjeliny namaly ady. \v 8 Fa tsy de natanjaka ny dragona ka resy. Ka de tsisy pilasy ho anazy mbanny anjeliny koa tan-danitra tagny. \v 9 Ny dragona agnona be igny _zay menaragna taloha nantsovana hoe devoly na satana, ny namitaka anizao tontolo izao _ de natsipy tamboninny tany, de ny anjeliny de natsipy miaraka taminazy.