\v 7 De nisy ady tan-danitra tagny. Mickaela mban’ny anjeliny de niady tamin’ny dragona ; de ny dragona mban’ny anjeliny namaly ady. \v 8 Fa tsy de natanjaka ny dragona ka resy. Ka de tsisy pilasy ho an’azy mban’ny anjeliny koa tan-danitra tagny. \v 9 Ny dragona agnona be igny _zay menaragna taloha nantsovana hoe devoly na satana, ny namitaka an’izao tontolo izao _ de natsipy tambonin’ny tany, de ny anjeliny de natsipy miaraka tamin’azy.