-x-antambahoaka_rev_text_reg/12/05.txt

1 line
373 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-30 14:42:49 +00:00
\v 5 Niteraka zaza lilahy izy, zay hanapaka ny firenena marobe miaraka aminny tangala vy. Ny zanagny de nalaina nalaky ho agny aminAndriamanitra sady ho aminny seza fiandrianany, \v 6 de nilefa viavy igny nandeha aminny tany maigna tsisy olona, sady efa nisy pilasy nomagninAndriamanitra ho anazy, ka de ho vôkarakara mandritranny 1260 andro agny izy.