\v 5 Niteraka zaza lilahy izy, zay hanapaka ny firenena marobe miaraka amin’ny tangala vy. Ny zanagny de nalaina nalaky ho agny amin’Andriamanitra sady ho amin’ny seza fiandrianany, \v 6 de nilefa viavy igny nandeha amin’ny tany maigna tsisy olona, sady efa nisy pilasy nomagnin’Andriamanitra ho an’azy, ka de ho vôkarakara mandritran’ny 1260 andro agny izy.