-x-antambahoaka_rev_text_reg/12/03.txt

1 line
408 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-30 14:42:49 +00:00
\v 3 Avy eo de nisy famantarana hafa koa niseho tan-danitra: Igny an! Nisy dragona mena ngejabe nanagna loha fito sy tandroka folo, sady nisy satro-boninahitra fito tamin'ny lohany. \v 4 Ny rambogny de nifaoka ny ampahatelon'ny kitagna tamin'ny lanitra de natsipiny taminny tany. Avy eo de nitsangana talohanny viavy efa ho teraka igny teo i dagona igny, hihinagna ny zanagnany raha vantany vô teraka.