\v 3 Avy eo de nisy famantarana hafa koa niseho tan-danitra: Igny an! Nisy dragona mena ngejabe nanagna loha fito sy tandroka folo, sady nisy satro-boninahitra fito tamin'ny lohany. \v 4 Ny rambogny de nifaoka ny ampahatelon'ny kitagna tamin'ny lanitra de natsipiny tamin’ny tany. Avy eo de nitsangana talohan’ny viavy efa ho teraka igny teo i dagona igny, hihinagna ny zanagnany raha vantany vô teraka.