-x-antambahoaka_rev_text_reg/12/01.txt

1 line
301 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-30 14:42:49 +00:00
\v 1 De nisy famantarana agnona be no hita tan-danitra tagny : viavy nagnatao masoandro, de ny volana tambaninny tongotrany, sady nisy satro-boninahitra vita taminny kintagna roy ambinny folo taminny lohany. \v 2 Bevohoka izy, sady nihoaika mafy fa efa ho teraka, azon'ny efa magnifa-kibo.