\v 1 De nisy famantarana agnona be no hita tan-danitra tagny : viavy nagnatao masoandro, de ny volana tambanin’ny tongotrany, sady nisy satro-boninahitra vita tamin’ny kintagna roy ambin’ny folo tamin’ny lohany. \v 2 Bevohoka izy, sady nihoaika mafy fa efa ho teraka, azon'ny efa magnifa-kibo.