-x-antambahoaka_rev_text_reg/04/07.txt

1 line
480 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-14 11:03:58 +00:00
\v 7 Ny raha managn'aigna voalohany de kara ny liona, ny raha managn'aigna faharoy kara ny zanak'omby, ny raha managn'aigna fahatelo de managna endrika olona, ary ny raha managn'aigna fahaefatra kara ny voro-mahery miborigna.\v 8 Iregny raha managn'aigna efatra de samy managna elatra enina aby, feno maso ny ambony sy ny ambany. Andro aman'alina izy iregny de tsy mijanogna mizaka hoe: "Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitra Tsitoha zay nisy, sy misy, ary mbola ho avy."