-x-antambahoaka_rev_text_reg/02/20.txt

1 line
338 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-07 13:58:09 +00:00
\v 20 Kanefa zao no hanoherako anao : Leferinao ny viavy Zezebela, zay magnantso ny tegnany fa mpaminany viavy. Avy amnny fampenaranany de mamitaka ny mpanompoko izy mba hijangajanga sady hihinagna hanina atao sorona ho anny sampy. \v 21 Nagnome fotôna mba hivalozana Aho, kanefa tsy mety hibebaka ny aminny fijangajangany izy.