\v 20 Kanefa zao no hanoherako anao : Leferinao ny viavy Zezebela, zay magnantso ny tegnany fa mpaminany viavy. Avy amn’ny fampenaranany de mamitaka ny mpanompoko izy mba hijangajanga sady hihinagna hanina atao sorona ho an’ny sampy. \v 21 Nagnome fotôna mba hivalozana Aho, kanefa tsy mety hibebaka ny amin’ny fijangajangany izy.