-x-antambahoaka_rev_text_reg/02/14.txt

1 line
380 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 14 Fa managna raha zakaina bitaka aminao Aho : « Misy sanagny aminareo mitana mafy ny fampenaranny Balama, zay nampianatra ani Balaka hametraka fandrangitana amasonny zanakIsraely, mba hihinaniary zareo ny hanina natao sorona ho anny sampy sady ho fijanganjangana. \v 15 Karanizany my, misy sanagny aminareo egny mitagna mafy ny fampenaranny Nikolaita.