\v 14 Fa managna raha zakaina bitaka aminao Aho : « Misy sanagny aminareo mitana mafy ny fampenaran’ny Balama, zay nampianatra an’i Balaka hametraka fandrangitana amason’ny zanak’Israely, mba hihinan’iary zareo ny hanina natao sorona ho an’ny sampy sady ho fijanganjangana. \v 15 Karan’izany my, misy sanagny aminareo egny mitagna mafy ny fampenaran’ny Nikolaita.