-x-antambahoaka_rev_text_reg/02/10.txt

1 line
429 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-07 13:58:09 +00:00
\v 10 Aza matahotra aminny zegny efa heretanao. Igny a ! Ny devoly de hanipy anny sanagny aminareo aminny tranomizigna mba hitsapana anareo, sady hijaly agnatinny folo andro anareo. Matokisa mandra-pahafaty, ka omeko anareo ny satro-boninahitranny fiaignana. \v 11 Zegny managna tadigny mba miteno zegny raha zakainny Fagnahy ho anny fengonana. Ny raika mandresy de tsy ho simbanny fahafatesana faharoy.""