\v 10 Aza matahotra amin’ny zegny efa heretanao. Igny a ! Ny devoly de hanipy an’ny sanagny aminareo amin’ny tranomizigna mba hitsapana anareo, sady hijaly agnatin’ny folo andro anareo. Matokisa mandra-pahafaty, ka omeko anareo ny satro-boninahitran’ny fiaignana. \v 11 Zegny managna tadigny mba miteno zegny raha zakain’ny Fagnahy ho an’ny fengonana. Ny raika mandresy de tsy ho simban’ny fahafatesana faharoy.""