-x-antambahoaka_rev_text_reg/02/08.txt

1 line
335 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-07 13:58:09 +00:00
\v 8 Soraty ho anny anjelinny fengonana any Smyrna hoe : "Itôgny ny zakanny raika voalohany sady farany, ny raika efa maty velogna ndreka : \v 9 "Fantako ny fahorenao mbanny fasahirananao, nefa manan-draha anao. Fantako fa mizaka ratsy zegny mizaka ny tegnany fa Jiosy, nefa tsy izy aby. Synagoganny satana iary zareo.