\v 8 Soraty ho an’ny anjelin’ny fengonana any Smyrna hoe : "Itôgny ny zakan’ny raika voalohany sady farany, ny raika efa maty velogna ndreka : \v 9 "Fantako ny fahorenao mban’ny fasahirananao, nefa manan-draha anao. Fantako fa mizaka ratsy zegny mizaka ny tegnany fa Jiosy, nefa tsy izy aby. Synagogan’ny satana iary zareo.