-x-antambahoaka_rev_text_reg/20/13.txt

1 line
417 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-26 08:36:20 +00:00
\v 13 Ny ranomasina de namôka ny maty tagnatiny. Ny fahafatesana amban'ireo fiainan-tsy hita de namôka ny maty zay tamin'iary zareo, ka ny maty de notsaraina araka ny raha namboariny. \v 14 Ny fahafatesana amban'ny fiainan-tsy hita de natsipy tamin'ny farihy afo. Zany no fahafatesana faharoy - de ny farihy afo. \v 15 Raha nisy anarana tsy hita vôsoratra amin'ny Bokin'ny fiainana, de natsipy tamin'ny farihy afo.