-x-antambahoaka_rev_text_reg/20/13.txt

1 line
397 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-26 11:41:42 +00:00
Ny ranomasina de namôka ny maty tagnatiny. Ny fahafatesana amban'ireo fiainan-tsy hita de namôka ny maty zay tamin'iary zareo, de ny maty de notsaina araka ny raha namboariny. Ny fahafatesana amban'ny fiainan-tsy hita de natsipy tamin'ny farihy afo. Zany no fahafatesana faharoy - de ny farihy afo. Raha nisy anarana tsy hita vôsoratra amin'ny Bokin'ny fiainana, de natsipy tamin'ny farihy afo.