-x-antambahoaka_rev_text_reg/22/03.txt

1 line
448 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-07 14:25:09 +00:00
\v 3 Ka tsy hisy koa ny voahozogna. ny seza fiandriananandriamanitra mbanny zanakondry de ho aminny tanana, ary ny mpanompony de hanomo anazy. \v 4 Hahita ny endrikan'iary zareo, sady ny agnarany de eo aminny handrignaniary zareo. \v 5 Ka tsisy alina koa ; iary zareo de tsy mila fahazavanny jiro ndre de masoandro koa satria ny tompo andriamanitra no hazava aminiary zareo. sady hanjaka mandrakizay tanteraka iary zareo.