-x-antambahoaka_rev_text_reg/12/03.txt

1 line
407 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-30 14:42:49 +00:00
\v 3 Avy eo de nisy famantarana hafa koa niseho tan-danitra: Igny an! Nisy dragona mena ngejabe nanagna loha fito mban'ny tandroka folo, sady nisy satro-boninahitra fito tamin'ny lohany. \v 4 Ny rambogny de nifaoka ny ampahatelon'ny kitagna tamin'ny lanitra sady nani taminny tany. Ny dragona nitsangana talohanny viavy efa ho teraka igny teo, ka ndreka teraka izy, de afaka hagnapaka ny zanagny izy.