-x-antambahoaka_rev_text_reg/12/03.txt

1 line
412 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-30 14:42:49 +00:00
\v 3 Avy eo de nisy famantarana hafa koa niseho tan-danitra: Igny an! Nisy dragona mena ngejabe nanagna loha fito mban'ny tandroka folo, sady nisy satro-boninahitra fito tamin'ny lohany. \v 4 Ny rambogny de nifaoka ny ampahatelon'ny kitagna tan-danitra sady nanipy ania taminny tany. Ny dragona nitsangana talohanny viavy efa ho teraka igny teo, ka ndreka teraka izy, de afaka hagnapaka ny zanagny izy.