-x-antambahoaka_rev_text_reg/19/03.txt

1 line
295 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-08 13:33:02 +00:00
Nizaka fagnindroiny iary zareo hoe: "Aleloia! Ny vovoka de miakatra avy aminazy mandrakizay doria". Ny loholona efatra amby roapolo amban'ny zegny raha managn'aigna efatra de niondrika sady nanompo an'Andriamanitra zay nitometra tamin'ny seza fiandrianana. Nizaka iary zareo: " Amena. Aleloia!"