-x-antambahoaka_rev_text_reg/19/01.txt

1 line
600 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-08 13:33:02 +00:00
Tafaran'izany raha izany de naregny kara feona fokonolona mafy be tsy tambo isaina tagny an-danitra aho nagnano hoe: "Aleloia. Ny famonjena, ny voninahitra , sy ny hery de an'Andriamanitrantsena. Ny fitsarany dfe marina sady mahitsy, fa nitsara ny mpivaro-tegna lehibe zay nagnaratsy ny tany tamin'ny fijangajangana Izy. Namaly faty ny ran'iary zareo mpiasany, zay nalatsagny izy". Nizaka fagnindroiny iary zareo hoe: "Aleloia! Ny vovoka de miakatra avy aminazy mandrakizay doria". Ny loholona efatra amby roapolo amban'ny zegny raha managn'aigna efatra de niondrika sady nanompo an'Andriamanitra zay