auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-08 08:33:02 -05:00 committed by root
parent 3c89965810
commit 1e46a6efb0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tafaran'izany raha izany de naregny kara feona fokonolona mafy be tsy tambo isaina tagny an-danitra aho nagnano hoe: "Aleloia. Ny famonjena, ny voninahitra , sy ny hery de an'Andriamanitrantsena. Ny fitsarany dfe marina sady mahitsy, fa nitsara ny mpivaro-tegna lehibe zay nagnaratsy ny tany tamin'ny fijangajangana Izy. Namaly faty ny ran'iary zareo mpiasany, zay nalatsagny izy". Nizaka fagnindroiny iary zareo hoe: "Aleloia! Ny vovoka de miakatra avy aminazy mandrakizay doria". N
Tafaran'izany raha izany de naregny kara feona fokonolona mafy be tsy tambo isaina tagny an-danitra aho nagnano hoe: "Aleloia. Ny famonjena, ny voninahitra , sy ny hery de an'Andriamanitrantsena. Ny fitsarany dfe marina sady mahitsy, fa nitsara ny mpivaro-tegna lehibe zay nagnaratsy ny tany tamin'ny fijangajangana Izy. Namaly faty ny ran'iary zareo mpiasany, zay nalatsagny izy". Nizaka fagnindroiny iary zareo hoe: "Aleloia! Ny vovoka de miakatra avy aminazy mandrakizay doria". Ny loholona efatra amby roapolo amban'ny zegny raha managn'aigna efatra de niondrika sady nanompo an'Andriamanitra zay