-x-antambahoaka_rev_text_reg/12/05.txt

1 line
357 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-07 14:25:09 +00:00
\v 5 Niteraka zaza lilahy izy, zay hanapaka ny firenena maro miaraka aminny tangala vy. Ny zanagny de nalaina an-tery ho agny aminAndriamanitra mbanny aminny seza fiandrianany, \v 6 de nilefa viavy igny nandeha aminny tsisy olona, sady efa nisy pilasy nomagninAndriamanitra ho anazy, ka de ho vôkarakara mandritranny 1260 andro izy.