\v 5 Niteraka zaza lilahy izy, zay hanapaka ny firenena maro miaraka amin’ny tangala vy. Ny zanagny de nalaina an-tery ho agny amin’Andriamanitra mban’ny amin’ny seza fiandrianany, \v 6 de nilefa viavy igny nandeha amin’ny tsisy olona, sady efa nisy pilasy nomagnin’Andriamanitra ho an’azy, ka de ho vôkarakara mandritran’ny 1260 andro izy.