-x-antambahoaka_rev_text_reg/15/05.txt

1 line
289 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-31 14:47:57 +00:00
Tafaran'io raha io de hitako fa nivoha ny tempoly tan-danitra managna ny fijoroana vavolombelogna. Nivôka avy tamin'ny toerana masina be ny anjely fito mitana ny loza fito. Sady magnatao akanjo madio, lamba mamirapiratra sady misy fehin-kibo volamena magnodidigna ny tratran'iary zareo.