-x-antambahoaka_rev_text_reg/01/14.txt

1 line
445 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-10 18:18:51 +00:00
\v 14 Ny lohany sy ny randrany de fotsy kara ny volona ondry, fotsy ôtrany rano mandry, sady ny masony kara ny lelan'afo.\v 15 Ny tongotrany magnaragnaragna ôtrany varahigna, mitovy amin'ny varahigna vôdio tamin'ny lafôro, ka ny feony kara feona rano be mikororka. \v 16 De nanagna kintana fito tegny an-tàgnany ankavana Izy, ka sabatra roy lela maragnitra nivoaka tamin'ny vavany. Ny tarehiny de nazava ôtrany masoandro ndreka mirehitra.