-x-antambahoaka_rev_text_reg/22/18.txt

1 line
591 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-07 14:25:09 +00:00
\v 18 Izaho de magnambara aminny zegny maregny ny zakanny faminaniana aminny boky ity : "Na misy magnampy anio, Andriamanitra hagnampy loza ho anazy zay voasoratra aminny boky ity. \v 19 Na misy mangala ny faminaniana vôzaka aminny boky ity, Andriamanitra de hangala ny anjarany aminny kakazonny fiaignany mbanny tanàna masina zay voasoratra agnatinny boky ity." (Fagnamarihana : Ny antontan-taratasy taloha de mivaky hoe : "Andriamanitra hangala ny anjarany aminny Bokinny Fiaignana de aminny tanàna masina zay voaosoratra aminny boky ity.")