-x-antambahoaka_rev_text_reg/09/13.txt

1 line
315 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-08 17:50:30 +00:00
Nampagneno ny trompetrany ny anjely fahaenina, de naregny feo nivôka tamin'ny tandroky ny alitara volamena zay efa nisy teo agnatrehan'Andriamanitra aho. Sady nizaka tamin'ny anjely fahaenina ny feo magnano hoe: "Avotsory ny anjely efatra izay mifatotra any amin'ny tegnarano lehiben'ny Eofrata." Ny anjely efantra