Nampagneno ny trompetrany ny anjely fahaenina, de naregny feo nivĂ´ka tamin'ny tandroky ny alitara volamena zay efa nisy teo agnatrehan'Andriamanitra aho. Sady nizaka tamin'ny anjely fahaenina ny feo magnano hoe: "Avotsory ny anjely efatra izay mifatotra any amin'ny tegnarano lehiben'ny Eofrata." Ny anjely efantra