ts-desktop: -x-antambahoaka_rev_text_reg
You can not select more than 25 topics Topics must start with a letter or number, can include dashes ('-') and can be up to 35 characters long.

2 years ago
1
  1. \v 4 Nisy seza fiandrianana efatra amby roapolo nagnodidigna ny seza fiandrianana, ary loholona efatra amby roapolo no nipetraka tambonin'iregny seza fiandrianana, niakanjo fotsy, niaraka tamin'ny satro-boninahitra volamena tegny amin'ny lohan'iary zareo.\v 5 Avy tamin'ny seza fiandrianana no nisy tsela-pahazavana, orana, ary kotro-baratra. Nisy jiro fito nirehitra talohan'ny seza fiandrianana, jiro zay fanahy fiton'Andriamanitra.