auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-12-19 20:52:48 +03:00 committed by root
parent b4bd337005
commit 4e7b59577e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Misôtra ny Andriamanitro fehizay aho. \v 5 Manognona anao zaho amin'ny fivavahako. Efa naregny ny amin'ny fitiavana amban'ny finoana zay ao amin'i Jesôsy Kristy Tompo sady hoan'ireo mpino marobe zaho.\v 6 Mivavaka zaho mba hatonga ny fikanbanana amin'ny finôna ho vagnona amin'ny fahalalana ny raha tsara marobe zay eo amintsena amin'i Kristy.\v 7 Fa nanagna fifalena de finoana lebe zaho nohon'ny fitiavanao, satria ny fon'ireo mpino de novelombelomina tamin'ny alalanao, ry ralay.
\v 4 Misôtra ny Andriamanitro fehizay aho. \v 5 Manognona anao zaho amin'ny fivavahako. Efa naregny ny amin'ny fitiavana amban'ny finoana zay ao amin'i Jesôsy Kristy Tompo sady hoan'ireo mpino marobe zaho.\v 6 Mivavaka zaho mba hatonga ny fikanbanana amin'ny finôna ho vagnona amin'ny fahalalana ny raha tsara marobe zay eo amintsena amin'i Kristy.\v 7 Fa nanagna fifalena de finoana lebe zaho nohon'ny fitiavanao, satria ny fon'ireo mpino de novelombelomina tamin'ny alalanao, a ralay.