diff --git a/01/04.txt b/01/04.txt index 775735a..537e119 100644 --- a/01/04.txt +++ b/01/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 Misôtra ny Andriamanitro fehizay aho. \v 5 Manognona anao zaho amin'ny fivavahako. Efa naregny ny amin'ny fitiavana amban'ny finoana zay ao amin'i Jesôsy Kristy Tompo sady hoan'ireo mpino marobe zaho.\v 6 Mivavaka zaho mba hatonga ny fikanbanana amin'ny finôna ho vagnona amin'ny fahalalana ny raha tsara marobe zay eo amintsena amin'i Kristy.\v 7 Fa nanagna fifalena de finoana lebe zaho nohon'ny fitiavanao, satria ny fon'ireo mpino de novelombelomina tamin'ny alalanao, ry ralay. \ No newline at end of file +\v 4 Misôtra ny Andriamanitro fehizay aho. \v 5 Manognona anao zaho amin'ny fivavahako. Efa naregny ny amin'ny fitiavana amban'ny finoana zay ao amin'i Jesôsy Kristy Tompo sady hoan'ireo mpino marobe zaho.\v 6 Mivavaka zaho mba hatonga ny fikanbanana amin'ny finôna ho vagnona amin'ny fahalalana ny raha tsara marobe zay eo amintsena amin'i Kristy.\v 7 Fa nanagna fifalena de finoana lebe zaho nohon'ny fitiavanao, satria ny fon'ireo mpino de novelombelomina tamin'ny alalanao, a ralay. \ No newline at end of file