-x-antambahoaka_phm_text_reg/01/04.txt

1 line
491 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-19 17:52:48 +00:00
\v 4 Misôtra ny Andriamanitro fehizay aho. \v 5 Manognona anao zaho amin'ny fivavahako. Efa naregny ny amin'ny fitiavana amban'ny finoana zay ao amin'i Jesôsy Kristy Tompo sady hoan'ireo mpino marobe zaho.\v 6 Mivavaka zaho mba hatonga ny fikanbanana amin'ny finôna ho vagnona amin'ny fahalalana ny raha tsara marobe zay eo amintsena amin'i Kristy.\v 7 Fa nanagna fifalena de finoana lebe zaho nohon'ny fitiavanao, satria ny fon'ireo mpino de novelombelomina tamin'ny alalanao, a ralay.