-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/09/49.txt

1 line
225 B
Plaintext

\v 49 Fa ny olona marobe io de samy ho vôsira amin'ny afo. \v 50 Tsara ny sira fa ny sira io nanjary matatso, de atao akory ny ahafahanao mampasira an'azy ndreka? Aseo sira ma aminareo ao, de mihavagna amin'ny olona aby io."