\v 49 Fa ny olona marobe io de samy ho vĂ´sira amin'ny afo. \v 50 Tsara ny sira fa ny sira io nanjary matatso, de atao akory ny ahafahanao mampasira an'azy ndreka? Aseo sira ma aminareo ao, de mihavagna amin'ny olona aby io."