Thu Oct 17 2019 09:31:15 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-17 09:31:15 -04:00
parent 9a8ce43ca4
commit fa49eb83b1
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 De nisy lilahy maromaro nagnatogna Anazy sady nitondra lilahy sembagna raika nitabain'ny ary zalahy efa-dahy. \v 4 ka ndreka tsy afaka nagnakeky Anazy iary zareo tratrin'ny amarozan'olona de nalain'ny ary zareo ny tafotragno tambonin'i Jesôsy teo, de aveo nazoson'ny iary zareo ny fandrena nandren'ny lilahy sembagna igny.
\v 3 De nisy lilahy maromaro nagnatogna Anazy sady nitondra lilahy sembagna raika nitabain'ny ary zalahy efa-dahy. \v 4 ka ndreka tsy afaka nagnakeky Anazy iary zareo tratrin'ny amarozan'olona de nalain'ny ary zareo ny tafotragno tambonin'i Jesôsy teo, de aveo nazoson'ny iary zareo ny fandrena nandren'ny ralilahy sembagna igny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 ndreka nahita ny finoan'ary zareo, de nizaka Jesôsy tamin'ny lilahy sembagna igny hoe:"Zanako, voavela ny helokanao". \v 6 De arika misy sasany tamin'ny mpanora-dalàna nipetraka teo sady nimenimenigna tagneritreritra tagny hoe: \v 7 "Magnino mahatonga an'ny lilahy hizaka raha karan'izany? Ratsy ny raha zakainy! Sady, tsy Andriamanitra raika mi m'arô afaka mamela heloka zany va?"
\v 5 Ka ndreka nahita ny finoan'iary zareo, de nizaka Jesôsy tamin'ny lilahy sembagna igny hoe:"Zanako, efa navela ny helokanao". \v 6 De arika misy sasany tamin'ny mpanora-dalàna nipetraka teo sady nimenimenigna tagneritreritra tagny hoe: \v 7 "Magnino mahatonga an'ny lilahy hizaka raha karan'izany? Ratsy ny raha zakainy! Sady, tsy Andriamanitra raika mi m'arô afaka mamela heloka zany va?"

View File

@ -40,7 +40,7 @@
"01-title",
"02-title",
"02-01",
"02-05",
"02-03",
"02-08",
"02-10",
"02-13",