-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/02/05.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 5 Ka ndreka nahita ny finoan'iary zareo, de nizaka Jesôsy tamin'ny lilahy sembagna igny hoe:"Zanako, efa navela ny helokanao". \v 6 De arika misy sasany tamin'ny mpanora-dalàna nipetraka teo sady nimenimenigna tagneritreritra tagny hoe: \v 7 "Magnino mahatonga an'ny lilahy hizaka raha karan'izany? Ratsy ny raha zakainy! Sady, tsy Andriamanitra raika mi m'arô afaka mamela heloka zany va?"