auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-18 00:34:21 -04:00 committed by root
parent 56f4e2e28c
commit 4f416386a6
6 changed files with 6 additions and 6 deletions

View File

@ -1 +1 @@
De Izy ndreka nizaka hoe : " Ny fanjakan'Andriamanitra de ôtran'ny olona raika mamboly. Mandry izy amin'ny alina de mifoa mandraigna, ny voly de maniry, ka lalany hoe aôna.Ny tany de mamoa amin'ny tegna my : vôloany ny sampagny, aveo ny taony, aveo ny vôniny. Ndreka matoy ny isiny de aveo izy mambely an'azy."
\v 26 \v 27 \v 28 \v 29 De Izy ndreka nizaka hoe : " Ny fanjakan'Andriamanitra de ôtran'ny olona raika mamboly. Mandry izy amin'ny alina de mifoa mandraigna, ny voly de maniry, ka lalany hoe aôna.Ny tany de mamoa amin'ny tegna my : vôloany ny sampagny, aveo ny taony, aveo ny vôniny. Ndreka matoy ny isiny de aveo izy mambely an'azy."

View File

@ -1 +1 @@
Nizaka ndreka Izy hoe : " Ino ataontsena agnoarana ny fanjakan'Andriamanitra na agnazavantsena an'azy ? Zany de ôtrany voatsinampy,ndreka nambolena izy, de naniry ka nanjary kakazo farany agnona.
\v 30 \v 31 \v 32 Nizaka ndreka Izy hoe : " Ino ataontsena agnoarana ny fanjakan'Andriamanitra na agnazavantsena an'azy ? Zany de ôtrany voatsinampy,ndreka nambolena izy, de naniry ka nanjary kakazo farany agnona.

View File

@ -1 +1 @@
De fagnoarana fehizay nizakainy tamin'ary zareo,arakan'ny azaôny an' azy,ary tsy nizaka tamin'ary zareo afa tsy fagnoarana Izy. Fa ndreka Izy raika,de nazavainy tamin'ny mpianatrany zany
\v 33 \v 34 De fagnoarana fehizay nizakainy tamin'ary zareo,arakan'ny azaôny an' azy,ary tsy nizaka tamin'ary zareo afa tsy fagnoarana Izy. Fa ndreka Izy raika,de nazavainy tamin'ny mpianatrany zany

View File

@ -1 +1 @@
Tamin' ny zay andro zay,ndreka arivariva,de zao nizakay tamin' ary zareo hoe: " Andao atsena itsaka egny agnilany." Ka niala teo amin'ny fokonolona ary zareo,nitondra an'i Jesosy tan-dakana. De nisy lakana hafa koa niaraka tamin'ary zareo.Avy teo de nisy agnina mafy be ary ny onjany rano niditra tan-dakana ka seka lentigna.
\v 35 \v 36 \v 37 Tamin' ny zay andro zay,ndreka arivariva,de zao nizakay tamin' ary zareo hoe: " Andao atsena itsaka egny agnilany." Ka niala teo amin'ny fokonolona ary zareo,nitondra an'i Jesosy tan-dakana. De nisy lakana hafa koa niaraka tamin'ary zareo.Avy teo de nisy agnina mafy be ary ny onjany rano niditra tan-dakana ka seka lentigna.

View File

@ -1 +1 @@
Ary Jesôsy nandry tan-dakana,tamin'ny fandrena. Nifoazin'ary zareo Izy,nagnano hoe : " Mpampianatra ô ! tsy mampagnino Anao zany na ho faty ato atsena ? De nifoa Izy, de nizaka tamin' ny agnina,sy tamin'ny ranomasina hoe: " Mangìna ! milamìna ! "Ka nangina ny agnina.
\v 38 \v 39 Ary Jesôsy nandry tan-dakana,tamin'ny fandrena. Nifoazin'ary zareo Izy,nagnano hoe : " Mpampianatra ô ! tsy mampagnino Anao zany na ho faty ato atsena ? De nifoa Izy, de nizaka tamin' ny agnina,sy tamin'ny ranomasina hoe: " Mangìna ! milamìna ! "Ka nangina ny agnina.

View File

@ -1 +1 @@
De nizaka Izy tamin'ary zareo hoe : " Nagnino anareo na vaka ? Mbola tsy manam-pinoana my va anareo ? " Feno avakana ary zareo ka nifampizaka hoe : Iza ma ity, fa nade ny agnina sy ny ranomasina aza de magneky an'azy? "
\v 40 De nizaka Izy tamin'ary zareo hoe : " Nagnino anareo na vaka ? Mbola tsy manam-pinoana my va anareo ?\v 41 " Feno avakana ary zareo ka nifampizaka hoe : Iza ma ity, fa nade ny agnina sy ny ranomasina aza de magneky an'azy? "