From 4f416386a6d3b8b09237df92bf29b8128879213c Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD100 <> Date: Fri, 18 Oct 2019 00:34:21 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 04/26.txt | 2 +- 04/30.txt | 2 +- 04/33.txt | 2 +- 04/35.txt | 2 +- 04/38.txt | 2 +- 04/40.txt | 2 +- 6 files changed, 6 insertions(+), 6 deletions(-) diff --git a/04/26.txt b/04/26.txt index 2d73118..fe97595 100644 --- a/04/26.txt +++ b/04/26.txt @@ -1 +1 @@ -De Izy ndreka nizaka hoe : " Ny fanjakan'Andriamanitra de ôtran'ny olona raika mamboly. Mandry izy amin'ny alina de mifoa mandraigna, ny voly de maniry, ka lalany hoe aôna.Ny tany de mamoa amin'ny tegna my : vôloany ny sampagny, aveo ny taony, aveo ny vôniny. Ndreka matoy ny isiny de aveo izy mambely an'azy." \ No newline at end of file +\v 26 \v 27 \v 28 \v 29 De Izy ndreka nizaka hoe : " Ny fanjakan'Andriamanitra de ôtran'ny olona raika mamboly. Mandry izy amin'ny alina de mifoa mandraigna, ny voly de maniry, ka lalany hoe aôna.Ny tany de mamoa amin'ny tegna my : vôloany ny sampagny, aveo ny taony, aveo ny vôniny. Ndreka matoy ny isiny de aveo izy mambely an'azy." \ No newline at end of file diff --git a/04/30.txt b/04/30.txt index df6a476..f0a7996 100644 --- a/04/30.txt +++ b/04/30.txt @@ -1 +1 @@ -Nizaka ndreka Izy hoe : " Ino ataontsena agnoarana ny fanjakan'Andriamanitra na agnazavantsena an'azy ? Zany de ôtrany voatsinampy,ndreka nambolena izy, de naniry ka nanjary kakazo farany agnona. \ No newline at end of file +\v 30 \v 31 \v 32 Nizaka ndreka Izy hoe : " Ino ataontsena agnoarana ny fanjakan'Andriamanitra na agnazavantsena an'azy ? Zany de ôtrany voatsinampy,ndreka nambolena izy, de naniry ka nanjary kakazo farany agnona. \ No newline at end of file diff --git a/04/33.txt b/04/33.txt index 8a6aa8f..42e283b 100644 --- a/04/33.txt +++ b/04/33.txt @@ -1 +1 @@ -De fagnoarana fehizay nizakainy tamin'ary zareo,arakan'ny azaôny an' azy,ary tsy nizaka tamin'ary zareo afa tsy fagnoarana Izy. Fa ndreka Izy raika,de nazavainy tamin'ny mpianatrany zany \ No newline at end of file +\v 33 \v 34 De fagnoarana fehizay nizakainy tamin'ary zareo,arakan'ny azaôny an' azy,ary tsy nizaka tamin'ary zareo afa tsy fagnoarana Izy. Fa ndreka Izy raika,de nazavainy tamin'ny mpianatrany zany \ No newline at end of file diff --git a/04/35.txt b/04/35.txt index 218bc9b..3d96e1d 100644 --- a/04/35.txt +++ b/04/35.txt @@ -1 +1 @@ -Tamin' ny zay andro zay,ndreka arivariva,de zao nizakay tamin' ary zareo hoe: " Andao atsena itsaka egny agnilany." Ka niala teo amin'ny fokonolona ary zareo,nitondra an'i Jesosy tan-dakana. De nisy lakana hafa koa niaraka tamin'ary zareo.Avy teo de nisy agnina mafy be ary ny onjany rano niditra tan-dakana ka seka lentigna. \ No newline at end of file +\v 35 \v 36 \v 37 Tamin' ny zay andro zay,ndreka arivariva,de zao nizakay tamin' ary zareo hoe: " Andao atsena itsaka egny agnilany." Ka niala teo amin'ny fokonolona ary zareo,nitondra an'i Jesosy tan-dakana. De nisy lakana hafa koa niaraka tamin'ary zareo.Avy teo de nisy agnina mafy be ary ny onjany rano niditra tan-dakana ka seka lentigna. \ No newline at end of file diff --git a/04/38.txt b/04/38.txt index a45c599..e86d557 100644 --- a/04/38.txt +++ b/04/38.txt @@ -1 +1 @@ -Ary Jesôsy nandry tan-dakana,tamin'ny fandrena. Nifoazin'ary zareo Izy,nagnano hoe : " Mpampianatra ô ! tsy mampagnino Anao zany na ho faty ato atsena ? De nifoa Izy, de nizaka tamin' ny agnina,sy tamin'ny ranomasina hoe: " Mangìna ! milamìna ! "Ka nangina ny agnina. \ No newline at end of file +\v 38 \v 39 Ary Jesôsy nandry tan-dakana,tamin'ny fandrena. Nifoazin'ary zareo Izy,nagnano hoe : " Mpampianatra ô ! tsy mampagnino Anao zany na ho faty ato atsena ? De nifoa Izy, de nizaka tamin' ny agnina,sy tamin'ny ranomasina hoe: " Mangìna ! milamìna ! "Ka nangina ny agnina. \ No newline at end of file diff --git a/04/40.txt b/04/40.txt index 46681ca..ed95d19 100644 --- a/04/40.txt +++ b/04/40.txt @@ -1 +1 @@ -De nizaka Izy tamin'ary zareo hoe : " Nagnino anareo na vaka ? Mbola tsy manam-pinoana my va anareo ? " Feno avakana ary zareo ka nifampizaka hoe : Iza ma ity, fa nade ny agnina sy ny ranomasina aza de magneky an'azy? " \ No newline at end of file +\v 40 De nizaka Izy tamin'ary zareo hoe : " Nagnino anareo na vaka ? Mbola tsy manam-pinoana my va anareo ?\v 41 " Feno avakana ary zareo ka nifampizaka hoe : Iza ma ity, fa nade ny agnina sy ny ranomasina aza de magneky an'azy? " \ No newline at end of file