-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/08/11.txt

1 line
364 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 11 \v 12 \v 13 De nivôka ny fariseo de tonga de nifampidrikina tamin'Azy. Niaharagna famantarana an-danitra tamin'Azy iary zareo, mba hagnandramany an'Azy. Nisento be tamin'ny fagnahiny tagny Izy de nizaka hoe: "Nagnino a miaragna famantarana ity taranaka ity? Nefa zakaiko aminareo, fa tsisy famantaran omeko an'ity taranaka ity izany? Ndreka aveon'igny de