\v 11 \v 12 \v 13 De nivôka ny fariseo de tonga de nifampidrikina tamin'Azy. Niaharagna famantarana an-danitra tamin'Azy iary zareo, mba hagnandramany an'Azy. Nisento be tamin'ny fagnahiny tagny Izy de nizaka hoe: "Nagnino a miaragna famantarana ity taranaka ity? Nefa