auto save
This commit is contained in:
parent
7cd5e99c43
commit
f7bd402b1e
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 29 Nizaka ny tompon'ny tany hoe: 'a! a!. Satria ndreka magnavotra ny tsimparifary anareo, de mety hagnavotra ny vahatrin'ny vary miaraka amin'azy koa. \v 30 Avilay hiaraka haniry izy roy ambarampatonga ny fambilezana. Amin'ny fotôgna ambilezana de hizaka amin'ny mpambely zaho hoe: "Alay ekany aloha ny ahi-dratsy de fatory marobe mba hagnorôna anazy reo, ka aotrohy amin'ny tragnambo koza ny vary.""'
|
||||
\v 29 Nizaka ny tompon'ny tany hoe: 'a! a!. Satria ndreka magnavotra ny tsimparifary anareo, de mety hagnavotra ny vahatrin'ny vary miaraka amin'azy koa. \v 30 Avilay hiaraka haniry izy roy ambarampatonga ny fambilezana. Amin'ny fotôgna ambilezana de hizaka amin'ny mpambely zaho hoe: "Alay ekany aloha ny ahi-dratsy de fatory iaby mba hagnorôna anazy reo, ka aotrohy amin'ny tragnambo koza ny vary.""'
|
Loading…
Reference in New Issue