From f7bd402b1e4b8e9ab5d46bb23637a3214361cf78 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Fri, 29 Nov 2019 10:03:52 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 13/29.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/13/29.txt b/13/29.txt index 06f35440..8d5eb3c5 100644 --- a/13/29.txt +++ b/13/29.txt @@ -1 +1 @@ -\v 29 Nizaka ny tompon'ny tany hoe: 'a! a!. Satria ndreka magnavotra ny tsimparifary anareo, de mety hagnavotra ny vahatrin'ny vary miaraka amin'azy koa. \v 30 Avilay hiaraka haniry izy roy ambarampatonga ny fambilezana. Amin'ny fotôgna ambilezana de hizaka amin'ny mpambely zaho hoe: "Alay ekany aloha ny ahi-dratsy de fatory marobe mba hagnorôna anazy reo, ka aotrohy amin'ny tragnambo koza ny vary.""' \ No newline at end of file +\v 29 Nizaka ny tompon'ny tany hoe: 'a! a!. Satria ndreka magnavotra ny tsimparifary anareo, de mety hagnavotra ny vahatrin'ny vary miaraka amin'azy koa. \v 30 Avilay hiaraka haniry izy roy ambarampatonga ny fambilezana. Amin'ny fotôgna ambilezana de hizaka amin'ny mpambely zaho hoe: "Alay ekany aloha ny ahi-dratsy de fatory iaby mba hagnorôna anazy reo, ka aotrohy amin'ny tragnambo koza ny vary.""' \ No newline at end of file