auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-01-18 09:12:18 +03:00 committed by root
parent f0f2687ef4
commit ed1bb75e5b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Sady efa nampetraka am-potoran'ny kakazo ny famaky. Ka ny kakazo marobe zegny tsy magnome isiny tsara de hotapaina ka hatsipy agnaty afo.\v 11 Magnano batisa anareo amin'ny rano ho amin'ny fibebahana aho. Fa ny tonga afarako de mahery amboniko, ka ndre izaho aza de tsy mendrika hitondra ny kapany. Izy hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina sy afo.\v 12 Efa egny an-tagnany ny fanasidihana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.'' \v 10 Sady efa nampetraka am-potoran'ny kakazo ny famaky. Ka ny kakazo marobe zegny tsy magnome isiny tsara de hotapaina ka hatsipy agnaty afo.\v 11 Magnano batisa anareo amin'ny rano ho amin'ny fibebahana aho. Fa ny tonga afarako de mahery amboniko, ka ndre izaho aza de tsy mendrika hitondra ny kapany. Izy hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina sy afo.\v 12 Efa egny an-tagnany fagnavahana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.''