auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-01-18 09:12:18 +03:00 committed by root
parent 94183a27ac
commit f0f2687ef4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Sady efa nampetraka am-potoran'ny kakazo ny famaky. Ka ny kakazo marobe zegny tsy magnome isiny tsara de hotapaina ka hatsipy agnaty afo.\v 11 Magnano batisa anareo amin'ny rano ho amin'ny fibebahana aho. Fa ny tonga afarako de mahery amboniko, ka ndre izaho aza de tsy mendrika hitondra ny kapany. Izy hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina sy afo.\v 12 Efa an-tagnany ny fanasidihana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.''
\v 10 Sady efa nampetraka am-potoran'ny kakazo ny famaky. Ka ny kakazo marobe zegny tsy magnome isiny tsara de hotapaina ka hatsipy agnaty afo.\v 11 Magnano batisa anareo amin'ny rano ho amin'ny fibebahana aho. Fa ny tonga afarako de mahery amboniko, ka ndre izaho aza de tsy mendrika hitondra ny kapany. Izy hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina sy afo.\v 12 Efa egny an-tagnany ny fanasidihana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.''